Denver
| |||
Velarantany | NC | ||
Isam-ponina | 566 974 mpo. mponina | ||
Tanànan-dehibe | 2 927 911 mpo. | ||
Ben'ny tanàna | Michael Hancock | ||
Firenena | Etazonia | ||
Faritany | Colorado | ||
Faritra | NC |
Denver (amin'ny fiteny anglisy Denver ) dia renivohitr'i Colorado, etazonia. Izy no tanàna ngeza indrindra any Colorado, ny tanànan-dehiben'i Denver dia miisa 2,9 tapitrisa.
Any ampivoany-andrefan'i Etazonia Denver, amin'ny lohasaha ny South Platte, any andrefan'ny Tany Lemaka, 30 kilometatra any antsinanan'i Front Range ilay tanàna. Ny solonanaran'i Denver koa dia Mile-High City satria 1 mily ( 1609 m ) ny haabo an'ilay tanàna.
nanome anarana Denver City i William Larimer. Amin'ny teny anglisy, tenenina denverites ny anaran'ny olona miaina any Denver.
Voaforona tamin'ny Novambra 1858 ny tanànan'ny Denver, tanàna minière izy mandritra ny ruée vers l'or ny Pikes Peak, any avaratr'i Kansas, 18 taona teo aloha ny fiforonan'i firenena ny Kolorado.